mardi 20 octobre 2020

 FANTARO ARY FA NY ANANAMBO DIA AHITANA IREO : Vitamine A, C, B2,B6.Proteine.Magnésium.FANTARO IREO VOKA-TSOA AZO AVY AMIN'NY FIHINANANA MORINGA, ANANAMBO, FELIMORONGO : 1)Mafampy betsaka amin'ny fiasan'ny fo.2)Anti-oxydant.3)Anti-inflammatoires.4)Manampy betsaka amin'ny fiasan'ny saina.5)Mampidina tahan'ny siramamy anatin'ny rà ary tsara ho an'ny Diabètique.6)Mampidina...
 MANASITRANA NY CALCUL RÉNAL ARY MITSABO NY REIN IHANY KOA Zavatra ilaina:ovy singany iraysilaka mananasyFikarakaranaTotoina amin'ny "Mixeur" miaraka ireo dia tsy ampiana rano fa amin'izao fotsiny.Fihinanana azy1 vera vao mifoha tsy mbola misakafoAtao mandritra ny 3 andro tsy tapaka!Ny Fomba fiasany Dia mivoaka manaraka ny pipi ilay vato...

dimanche 18 octobre 2020

VOANATSINDRANA na  Golden berries Efa nihinana azy avokoa isika rehetra androany fantantsika hoe inona avy ny zava tsoa entiny :1- Anti inflammatoire : indrindra hoan'ny olona marary vanin-taolana, manaintana ny vatana, misy hémorroïdes.. 2- Anti-oxydant, anti cancer3- Mampatanjaka ny taolana misy vitamine K4- Mampatanjaka ny hery FIAROVANA misy vitamine C5- Tsara...
 VOTSYMisy votsy ve ianao sa misy namanao na havanao mety misy votsy? Tsy mifidy toerana izy fa misy azy avokoa fa ny tena fahita dia amin’ny tanana sy ny tongotra sy ny tarehy. Miteraka vetivety izy io ary tena manelongelina ny maso mahitsy.Fantatro ary fa Virus izy io antsoina hoe Papilloma Virus Humain. Lazain’ny manam-pahaizana fa bénignes sy mifindra (contagieuses) izy io.Indreto ary misy torohevitra hanampy anao hiady amin’ny votsy:1....
FOMBA TSOTRA NEFA MANDAITRA FAMONOANA IRENY KALALAO NA CAFARDS IRENY. ZAVATRA_ILAINA :  2 Sotrokely Kafe Karbonetra.  2 Sotrokely Kafe Siramamy.FIKARAKARANA_AZY : Karibonetra 2 Sotrokely Kafe  Siramamy 2 Sotrokely Kafe Ampifangarohana  tsara izay vao azo ampiasaina.FAMPIASANA_AZY : Araraka eny an-dakozia, amin'ny armoire...
VOKATSOA HOENTIN'NY VOANA PAPAY: - MIARO NY VOA: Ny fihinanana ny voana papay dia manampy amin'ny fisorohana ireo mety ho aretin'ny voa, toy ny INSUFFISANCE RENALE. Afaka hitsaboana azy koa anefa raha sanatria ka efa voa. Hoan'ity tranga ity dia voalaza fa afaka mitsako voana papay miisa fito (7) isanandro, tsakoina tsirairay ka 7 paharivan'ny andro ary atelina...

mercredi 15 juillet 2020

Ireto avy indray no afaka hanasitranana ny Sinusite ! 1- SAKAMALAHO           Totoina dia ny  ranony iny atao goutte 3 isaky ny lavak'orona indroa isanandro 2- KINININA FOTSY  na KININIMPOTSY      Maka raviny 3 dia apangotrahina 10mn  miaraka amin'ny rano 150ml       Sotroina indroa isanandro     ilay raviny mbola afaka ampangotrahina dia atao evoka 3-...
Ny rà dia mety ho "contaminé" amin'ny antony maro: Amin'ny fidiran'ny poizina nohon'ny tsy fahatomombanan'ny taova mpanadio: "les reins", "le foie", ... - Amin'ny alalan'ny sakafo be menaka loatra, misy poizina, be loto, ... Rehefa tafiditra ao amin'ny vatana ny poizina sy ny fitambaran'ny loto dia miafara any amin'ny rà raha tsy voadio dia mety hampidi-doza. ZAVATRA ILAINA: - Persil fatorany iray (1) (un bouquet de persil) - Vero...

samedi 30 novembre 2019

FANAFODY MANASITRANA NY ARETIN'NY #PROSTATE AMIN'NY FOMBA TSOTRA ARY NATORALY. Anisan'ny fikorotanana amin'ny aretin'ny prostate, ny tsy fahafahana mipipy  Zavatra ilaina Ny ravina papay izay nanary ny tenany ary latsaka tamin'ny tany. NB: Aza maka ny ravina papay izay mbola eny ambony ianao fa izay efa latsaka ho azy ety amin'ny tany no tsimponina: Satria tsy mandaitra izany! Fikarakarana azy    Ho an'ny ravina...
Fantatrao ve hoe mahasitrana aretina maro dia maro ireo voan'ny papaye arianao isaky ny mihetsika ireo? Ny soa azo avy @ vonina-papay Aza arina intsony ny voa-papay ilay maintimainty ao anatiny io fa fanafody 1) Mahasalama ny voa ary misoroka ny aretin'ny voa.      maka voan-papay 7 dia tsakoina impito isan'andro      izany hoe 1 isaky ny mihinana fa taperina io 7 io dia tsakoina izay vao atelina. 2) Mahatsara...
MANASITRANA NY CALCUL RÉNAL ARY MITSABO NY REIN IHANY KOA 👌 Zavatra ilaina Ovy iray  Mananasy 1 voatetika Fanomanana azy Mixena miaraka ireo dia misotro tsy mampiasa rano! Fampiasana azy 1 vera maraina tsy mbola misakafo! Atao mandritra ny 3 andro tsy tapaka! Ny fomba fiasany : mivoaka manaraka ny pipi ilay vato ! Nalaina ary zaraina tao amin'ny👌👪💋 GROUPE ➡ TOROHEVITRA ARA-PAHASALAMANA ⬅ (www.faceboo...

jeudi 20 juin 2019

Tamotamo + sakamalaho + lait de cocoIreto avy no sitrany: -Ny aty-Ny diabètes-Misoroka ny cancer rehetra-Misoroka ny AVC sy palpitations (kitaitaitra midobodoboka FO)-Mampatanjaka nerf-Manadio lalan- dra-Antibiotiques sy anti corps mba tsy ho mora -handairan ny sery,kohaka -Amin izao andro mivadibadika izao ,dia tsara ny manao azy ,théToy izao ny fatrany: -Tamotamo 1...
• NY VOAMADILO Ny soa azo avy amin'ny voamadilo na kily no hambara eto. Ho zaraiko roa ny famoahana ka ny tapany voalohany dia ny voamadilo sy ny fikojana ny endrika amam-bika, ny faharoa kosa ny voamadilo sy ny tombotsoa entiny amin'ny fahasalamana. Fantaro ary fa ahitana otrikaina maro ny voamadilo, misy vitamina A sy C, ahitana carotène, potasioma, manezioma, antioxydant...
Fitsaboana natoraly:kiste, fibrome, aty,tsinay,vavony,hémorroïdes, fanintona Alaina ilay mavomavo otran ny fingotra anatin aranan' akoho gasy(akoho gasy ihany) Diovina,avela ho maina amin'ny masoandro Totoana ho lasa poudre Lomana anaty rano tapakin very (rano mafana matimaty) Avela hilona 10mn dia sotroina, vao mifoha maraina mbola tsy misakafo no hisotroana azy ary 30mn aoriana izay vao misakafo, Sotroy hatramin'ny faikany Indray mandeha ihany...

lundi 16 juillet 2018

1- Ny fihinanana la soupe ariva be loatra dia mampitombo ny fiforonananan'ny homamiadana vavony 2- Fadio ny mihinana Atody mihoatra ny 4 ao anatin'ny herinandro 3- Aza atao mahazatra ny mihinana voankazo ahorian Sakafo , ny tena tsara dia alohan sakafo 4- Aza misotro thé na dite mandritra ny fadim-bolana 5- Mihinàna Ronono Soja tsy asiana Siramamy na atody fa mahasalama 6-...
KINONONONO na Jean Robert Manala sy mandevona ny Kista ao amin'ny tranon-jaza Manasitrana ny "perte" mandeha ao amin'ny vehivavy Manadio ary koa mamono ireo otrik'aretina ao amin'ny tranon-jaza Fanafody manasitrana ireo otrik'aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo Antibiotika haingampiasa tokoa  Tsy afangaro amin'ny Fanafody avy amin'ny Dokotera na Farmasia Fikarakarana...

mercredi 7 décembre 2016

Ny vokatsoa azo avy amin'ny "navet" Manankarena "vitamine C" tokoa ny raviny,ary tsara ho an'ny olona tsy ampy vitamina  Be otrik'aina Tsara  ho an'ny olona tsy ampy rà Mahatsara ny fandevon-kanina sy ny tsinay Miaro amin'ny homamiadana indrindra ny homamiadan'ny vavony Manasitrana kohoka haingana be sy ny tenda mangetana Alona amin'ny siramamy Sotroina...

Sélection du message

Ananambo sy ny vokatsoa azo avy aminy

  FANTARO ARY FA NY ANANAMBO DIA AHITANA IREO : Vitamine A, C, B2,B6. Proteine. Magnésium. FANTARO IREO VOKA-TSOA AZO AVY AMIN'NY FIHINA...

Isan'ny Pejy nisy nijery

Mpikambana

Labels

tongolo gasy (5) aty (3) fitsaboana (3) homamiadana (3) kohoka (3) papay (3) tongolo lay (3) vavony (3) Karaoty (2) aretim-po (2) cancer (2) tsinay (2) vitamine c (2) voa (2) voatabia (2) Kista (1) akondro (1) anti_oxydant fo (1) aretin'andoha (1) aretin'tratra (1) artemisia annua (1) atody (1) avokavoka (1) avy amin'ny firaisana (1) beroberoka (1) bitro (1) bitro voalavo (1) cafard kadradraka (1) cafe (1) calcul renal (1) cholesterol (1) citron (1) citrouille (1) diabeta (1) diabètique (1) dité maitso (1) fary fotsy (1) fer (1) fivaviana (1) fo (1) garana (1) hemoroide (1) infection vaginale (1) jean robert (1) kafe (1) kibo (1) laisoa (1) laisoa mena (1) laitue (1) mahabibo (1) manena (1) mangidihidy (1) nono (1) ovy (1) palludisme (1) palpitation (1) pampilemosy (1) persil citron (1) perte (1) pervenche (1) pilo kely (1) pissenlit (1) raketa (1) rano (1) rano amin'ny fo (1) ranovisy (1) ravina laisoa (1) ravina papay (1) rhumatisme (1) romarin (1) ronono soja (1) sciatique (1) sempotra (1) sinusite (1) tamotamo (1) tanamasoandro (1) tantely (1) tavy (1) tension (1) thym (1) tongolo be (1) tongolo be tongolo lay (1) torimaso (1) tosi-drà (1) tournesol (1) tranon-jaza (1) tsiranoka (1) tsy fahampian-drà (1) vanin-taolana (1) vatana (1) vato rein calcul (1) vehivavy (1) veromanitra (1) voanatsindrana hery fiarovana cancer tosidrà (1) voasary makirana (1) voatavo (1) vonenina fotsy (1) vonenina mavokely (1) votsy tongolo gasy citron menaka ricin karibonetra vinaigre (1) zavoka (1)