NY INFECTION VAGINALE
Anisan'ny aretina mpahazo ny vehivavy izy ity, misy tsiranoka, na perte mivoka avy amin'ny fivaviana, mety hangidihidy, ary raha tsy mandinika ny lehilahy dia mety hiady, mety hieritreritra mihitsy aza hoe sao dia maditra, na mapirafy ny vadiko, aoka anefa ho fantatsika fa azo avy aminy rano isasan'ny vehivavy izy io, zany hoe rano anasana fivaviana.
AHOANA ARY NY HITSABOANA AZY?
1)-Tongolo gasy na tongolo lay
- Ampangotrahina ny rano 1litre
- Arotsaka ao ny tongolo gasy voatoto 1 tanana ila
- Ampiana sira 1sotro lehibe
- Tetehina
- Avela ho matimaty.
- Atao rano hidiovana (tsy tampohina rano intsony)
2)-THYM,ROMARIN
- Ampangotrahina ny rano 1litatra
- Asiana ravina romarin sy thym tahony 2
- Avela hivadibadika
- Hidiovana rehefa matimaty (tsy tapohina rano intsony)
- Ilaina hatrany ny fihinana tongolo gasy mandritra ny 10andro hitsaboana.
Raha tena mamofona le perte dia mividiana "ovule flagyl" eny amin'ny Farmasia ka ampidirina amin'ny ratsantanana any amin faran'ny fivaviana 1 maraina ary 1 ariva entina matory.
Ho tanteraka aminao anie ilay ao aminy Jaona toko 3 and 2 manao hoe :MANGATAKA AMIN'ANDRIAMANITRA AHO ,RAHAVAKO MBA HAMBININA AMINY ZAVATRA REHETRA IANAO ARY MBA HO SALAMA TSARA,TAHAKA IZAY ANAMBINANA ANAO ARA PANAHY .AMEN
Nalaina tao amin'ny "Groupe Facebook Fitsaboana ady gasy sy dokotera"
Nandefa: Vetso Midot Razafimaroson
Ady gasy
RépondreSupprimer