mercredi 7 décembre 2016

Ireo sakafo tsara hohanina matetika mba hanampy ny aty


-Ny tongolo gasy 

Mampihena ny menaka ratsy izy io. Misy ilay singa « allicine » sy « sélénium » izay manana fahafana miaro ny aty amin’ny voka-dratsin’ny poizina.

-Ny papelimosy 

Mamono ny singa mety mahavoa ny homamiadana sady mamono ny poizina ao amin’ny aty ny ranona papelimosy. Misy singa antsoina hoe « naringénine » ao anatiny, izay manampy ny aty amin’ny fandoroana ny menaka tafiditra ao anaty.

-Ny karaoty 

Feno « glutathion » ity legioma ity. Tsara hanina manta, indrindra raha ampiarahina amin’ny motarda.

-Ny dite maitso 

Misy singa antsoina hoe « catéchine », izay manakana ny fanangonan'ny vatana menaka ao amin’ny aty. Tokony hisotro dite maitso in-telo isan’andro mba hahazo ireo tombontsoa entiny.

-Ny zavoka 

Feno « glutathion » ihany koa izy ity. Manampy ny aty hiasa tsara sady manadio ny vatana amin’ny poizina ihany koa. Na dia mihinana zavoka iray na roa isan-kerinandro fotsiny aza mandritra ny 1 volana, dia hahita vokatra tsara.

-Ny tamotamo 

Manampy ny vatana handevona ny menaka sady mamporisika ny aty hamokatra ranon’afero tsara ny tamotamo. Sakafo matanjaka amin’ny fanadiovana ny ao anaty izy ity.Manasitrana ny sela marary.

Toerana ahitana azy anosy ampitan'ny instat na eny alohan'ny carlton amin'ny sisindalana na koa any amin'ny petite vitesse

7 commentaires:

  1. Miarahaba, Atao ahoana kay ny fampiasana ilay tamotamo, izy ity moa izany ve ilay ohatran ireny curry mavomavo ireny ve?
    Misaotra

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Ireo Sakafo Tsara Ohanin'Ireo Marary Aty ~ Ady Gasy >>>>> Download Now

      >>>>> Download Full

      Ireo Sakafo Tsara Ohanin'Ireo Marary Aty ~ Ady Gasy >>>>> Download LINK

      >>>>> Download Now

      Ireo Sakafo Tsara Ohanin'Ireo Marary Aty ~ Ady Gasy >>>>> Download Full

      >>>>> Download LINK VZ

      Supprimer
  2. Tamotamo 1cuilliere à soupe, Tantely 1c à s, ranona citron mitovy fatra amzay, sakamalao, rano mafana.sotroina vao mifoha isan'andro.source: tao am FB

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Marary aty tompoko, mety v raha tantely sy tamotamo fotsn de otran ny ahn ny fampiasana azy azfd.Misaotra

      Supprimer
  3. Ary mety v raha tantely sy tamotamo fotsn de otran ny ahn ny fampiasana azy azfd.Misaotra

    RépondreSupprimer
  4. Ireo Sakafo Tsara Ohanin'Ireo Marary Aty ~ Ady Gasy >>>>> Download Now

    >>>>> Download Full

    Ireo Sakafo Tsara Ohanin'Ireo Marary Aty ~ Ady Gasy >>>>> Download LINK

    >>>>> Download Now

    Ireo Sakafo Tsara Ohanin'Ireo Marary Aty ~ Ady Gasy >>>>> Download Full

    >>>>> Download LINK

    RépondreSupprimer

Isan'ny Pejy nisy nijery

Mpikambana

Labels

tongolo gasy (5) aty (3) fitsaboana (3) homamiadana (3) kohoka (3) papay (3) tongolo lay (3) vavony (3) Karaoty (2) aretim-po (2) cancer (2) tsinay (2) vitamine c (2) voa (2) voatabia (2) Kista (1) akondro (1) anti_oxydant fo (1) aretin'andoha (1) aretin'tratra (1) artemisia annua (1) atody (1) avokavoka (1) avy amin'ny firaisana (1) beroberoka (1) bitro (1) bitro voalavo (1) cafard kadradraka (1) cafe (1) calcul renal (1) cholesterol (1) citron (1) citrouille (1) diabeta (1) diabètique (1) dité maitso (1) fary fotsy (1) fer (1) fivaviana (1) fo (1) garana (1) hemoroide (1) infection vaginale (1) jean robert (1) kafe (1) kibo (1) laisoa (1) laisoa mena (1) laitue (1) mahabibo (1) manena (1) mangidihidy (1) nono (1) ovy (1) palludisme (1) palpitation (1) pampilemosy (1) persil citron (1) perte (1) pervenche (1) pilo kely (1) pissenlit (1) raketa (1) rano (1) rano amin'ny fo (1) ranovisy (1) ravina laisoa (1) ravina papay (1) rhumatisme (1) romarin (1) ronono soja (1) sciatique (1) sempotra (1) sinusite (1) tamotamo (1) tanamasoandro (1) tantely (1) tavy (1) tension (1) thym (1) tongolo be (1) tongolo be tongolo lay (1) torimaso (1) tosi-drà (1) tournesol (1) tranon-jaza (1) tsiranoka (1) tsy fahampian-drà (1) vanin-taolana (1) vatana (1) vato rein calcul (1) vehivavy (1) veromanitra (1) voanatsindrana hery fiarovana cancer tosidrà (1) voasary makirana (1) voatavo (1) vonenina fotsy (1) vonenina mavokely (1) votsy tongolo gasy citron menaka ricin karibonetra vinaigre (1) zavoka (1)