Anisan'ny fikorotanana amin'ny aretin'ny prostate, ny tsy fahafahana
mipipy
Zavatra ilaina
Ny ravina papay izay nanary ny tenany ary latsaka tamin'ny tany.
NB: Aza maka ny ravina papay izay mbola eny ambony ianao fa izay efa latsaka ho azy ety amin'ny tany no tsimponina: Satria tsy mandaitra izany!

Fikarakarana azy
Ho an'ny ravina papay antonony 10 isa.
Ho an'ny ravina papay antonony 10 isa.
Sasao izany. Ataovy ao anaty vilany izy
ireo
Arotsaka amin'izay ny rano madio 03 litatra.
Ampangotrahina mandritry ny 10 minitra
Avelao hangatsiaka.
Fihinanana azy
Ampisotroina iray vera ny marary amin'ny maraina, misotro iray vera amin'ny mitataovovonana ary misotro iray vera ny hariva.

Fisehony
Hipipy izy ao anatin'ny ora manaraka na afaka fotoana fohy ao anatin'ny 48 ora arakaraka ny hamafin'ny aretina.
Raha ilaina ny fampitomboana ny fatra arakaraka ny fihombon'ny aretina nefa aza mihoatra ny 6 vera isan'andro
Mirary fanasitranana tsara ary hahazo fitahiana be dia be.

Ny #Fizaranao faobe @Groupe misy anao
ato @Facebook ity toro-hevitra ara-pahasalamana ity dia feno fitiavana fanetren-tena
lehibe indrindra ary mety hahavonjy aina maro dia maro.
Partage:
Nomenjanahary Lalaina (Ilay voa tsara nafafy Association) 26/09/2019 laharana
faha 8769
0 commentaires:
Enregistrer un commentaire