ZAVATRA_ILAINA :
2 Sotrokely Kafe Karbonetra.
2 Sotrokely Kafe Siramamy.
FIKARAKARANA_AZY :
Karibonetra 2 Sotrokely Kafe
Siramamy 2
Sotrokely Kafe
Ampifangarohana tsara izay vao azo
ampiasaina.
FAMPIASANA_AZY :
Araraka eny an-dakozia, amin'ny armoire eny amin'ny toerana ahitana azy ireo toy ny toerana mafana sy ny zavatra vita amin'ny kesika.
Tsy maintsy maty ireo Kalalao na Cafards izay mihinana ny
fanafody natoraly ity.
Na Koa
Akora ilaina
Ranon-tsavony fanasana loha
Vinaingitra
Menaka azo avy amin’ny zava-maniry
Fikarakarana
Afangaro ireo akora 3 ireo.
Rehefa mifangaro tsara dia alefa ao anaty tavoahangy plastika fanaovana an’ireny tsifitsifitra ireny
Tsifirina manerana ny efitrano rehetra izany, indrindra fa ireo ahiana ho lalovan’ny kadradraka.
Tsy misy atahorana mihitsy moa ity akora ity na atao ao amin’ny efitra fatoriana aza.
0 commentaires:
Enregistrer un commentaire