Fantatrao ve
hoe mahasitrana aretina maro dia maro ireo voan'ny papaye arianao isaky ny
mihetsika ireo?
Ny soa azo avy @ vonina-papay
Aza arina intsony ny voa-papay ilay maintimainty ao anatiny io fa fanafody
Aza arina intsony ny voa-papay ilay maintimainty ao anatiny io fa fanafody
1) Mahasalama ny voa ary misoroka ny aretin'ny voa.
maka voan-papay 7 dia
tsakoina impito isan'andro
izany hoe 1 isaky ny mihinana fa taperina io 7 io dia
tsakoina izay vao atelina.
2) Mahatsara ny aty sy manadio ny aty.
maka voany 5 dia asina citron 1 sotro ary
afangaro dia atao maraina sy hariva.
izany hoe 10 isan'andro izany dia io ny
fatrany mandritran'ny 1 volana
3) Mahatsara ny tsinay.
Hamainina ny voany eto dia totoina.
maka 1 sotro
fihinana
ampangotrahana @ rano tapaky ny litatra
tatavanina dia asiana tantely 3 sotro
afangaro ka misotro 2 sotro isan'andro mandrapahalaniny io .
4) Manala ny fanaintainana ary miaro ny mikraoba tsy hiditra @ vatana mitsako voniny 7 ka atao intelo isanandro (21 isa zany) atao in3 isakerinandro dia atao mandritra ny 1 volana.
5) Manala ny tavy sy ny mamy ary manampy betsaka ny olona te hanena vatana
mihinana voniny 12 isa vao mifoha (tsakoina )dia sady misotro dité pamplemousse
mandritran'ny 15jrs dia ajanona 15jours dia tohizana ary ajanona rehefa mahazo lanja izay tinao)
6) Mampihena vatana ihany koa
mandritran'ny 15jrs dia ajanona 15jours dia tohizana ary ajanona rehefa mahazo lanja izay tinao)
6) Mampihena vatana ihany koa
maka voniny 12 isa totoina dia maka jus azo avy @
pamplemousse hitelemana azy .Atao mandritran'ny 1mois .ajanona rehefa tonga ny
lanja tinao.👈
0 commentaires:
Enregistrer un commentaire