FANTARO ARY FA NY ANANAMBO DIA AHITANA IREO :
Vitamine A, C, B2,B6.
Proteine.
Magnésium.
FANTARO IREO VOKA-TSOA AZO AVY AMIN'NY FIHINANANA MORINGA, ANANAMBO, FELIMORONGO :
1)Mafampy betsaka amin'ny fiasan'ny fo.
2)Anti-oxydant.
3)Anti-inflammatoires.
4)Manampy betsaka amin'ny fiasan'ny saina.
5)Mampidina tahan'ny siramamy anatin'ny rà ary tsara ho an'ny Diabètique.
6)Mampidina tahan'ny Cholestérol ihany koa.
FOMBA FAMPIASANA AZY :
Atao laoka na rô na kabaka sady mety afangaro hena na patsa sns...Ary mety atao jus natoraly ihany koa.
Ce commentaire a été supprimé par l'auteur.
RépondreSupprimerXxl
RépondreSupprimerMiarahaba sy misaotra an'ireo izay nampahafatatra itony zava-tsoa itony.Manaraka izany dia misaotra an'ilay Pahary tompon'ny soa rehetra.Aoka mba amin'ny zava-tsoa toy itony no mba hifampi-zaraina mba hitomboantsika sy hivoaran'ny tena maha Malagasy.Misaotra tompoko.JR
RépondreSupprimerkintana1@verizon.net