VOANATSINDRANA na Golden berries
Efa nihinana azy avokoa isika rehetra androany fantantsika hoe inona avy ny zava tsoa entiny :
1- Anti inflammatoire : indrindra hoan'ny olona marary vanin-taolana, manaintana ny vatana, misy hémorroïdes..
2- Anti-oxydant, anti cancer
3- Mampatanjaka ny taolana misy vitamine K
4- Mampatanjaka ny hery FIAROVANA misy vitamine C
5- Tsara hoan'ny maso misy vitamine A
6- Mampilamina tosi-dra
7- Mampilamina ny siramamy
misaotra @ torohevitra
RépondreSupprimerMirary soa indrindra tompoko
Mivonto be sady manaintaina ilay faritra misy votsy nasiana tongolo gasy. Izay no niseho taorian'ny fampiharana ilay tongolo gasy
RépondreSupprimerMerci beaucoup
RépondreSupprimer