Ny vokatsoa azo avy amin'ny "navet"
- Manankarena "vitamine C" tokoa ny raviny,ary tsara ho an'ny olona tsy ampy vitamina
- Be otrik'aina
Tsara ho an'ny olona tsy ampy rà
Mahatsara ny fandevon-kanina sy ny tsinay
Miaro amin'ny homamiadana indrindra ny homamiadan'ny vavony
Manasitrana kohoka haingana be sy ny tenda mangetana
- Alona amin'ny siramamy
- Sotroina maraina,antoandro,hariva .
Tsara ho an'ny olona mikohaka tsy mijanona sy marary tratra.
- "Navet" sahabo 200g
- Sasana madio tsara,
- Voasana,tetehina ary
- Ampagotrahina amin'ny rano atsasa litatra mandritra ny 10mn
- Avela mangatsiaka ,
- Sotroina avy hatrany
Mety ho an'ny olona manahia tena ihany koa, satria manala tavy ao anaty.
- Mahafaka ireny fery amin'ny vatana vokatry ny kaikitry ny bibikely ireny
- Maka navet,
- Sasana tsara
- Tetehina
- Lomana vinaingitra mandritra ny 6 ora
- Ary hoanina avy hatrany.
0 commentaires:
Enregistrer un commentaire