Aretim-po
Alaina rano 1 vera
Voasana ny akondro
Lomana anatin'ilay rano mandritra ny alina tontolo
Sotroina maraina vao mifoha mbola tsy nisakafo
Tohizana mandritra ny 7 andro
Palpitation
Rehefa tonga ilay "palpitation" dia lemo @ rano mangatsika na "eau glacé" ny tarehy dia hiala ilay
izany.
Ary aza mihinana zavatra manaitaitra : sakay , kafe , alikaola, zava-pisotro misy gazy
Manala rano amin'ny Fo
Alaina ny ravina laisoa
Sasana madio tsara
Apetaka amin'ny lamosina mifanandrify ny fo ny alina
Izany hoe bandina mba tsy hietsika amin'ny toerana hafa
0 commentaires:
Enregistrer un commentaire