Fomba hafa mety hikarakarana ny vavony
- Tongolo be na "Oignon", SIRAMAMY.
- Kikisana ny tongolo be 2
- Rarahana siramamy 3 sotro lehibe
- Ohanina 10 minitra mialoha ny sakafo maraina atoandro hariva
- Tongolo be andrahoana.
- Tetehina ny tongolo be 3
- Arotsaka anaty rano efa mangotraka fahefatriny litatra.
- Apangatsiahina
- Sotroina mialoha ny sakafo ihany koa
-Ravina Papay
- Ampangotrahina ny rano 1 litatra
- Maka ravina Papay singany iray
- Arotsaka amin'ilay rano mangotraka ny ravina papay
- Avela hilona kely ao
- Ampangatsiahina
- Misotro atsasakiny vera 15 min alohany sakafo (maraina -atoandro -hariva)
- Laisoa sy karaoty
- Tontoina ny laisoa manta
- Fihazana
- Atao toy izany koa ny karaoty
- 1 Véra ny fitambarany
- Sotroina 15 minitra alohany sakafo
Mora hita avokoa ireo rehetra ireo eto antananarivo
0 commentaires:
Enregistrer un commentaire