mardi 29 novembre 2016


Aretin'ny Voa


Zavatra ilaina: Fakany + Loha-mpary fotsy Sahabo 250g + Rano 4 litatra 
Tanehina ka vao mangotraka dia esorina
Avela hangatsiaka
Afaka tehirizina
Sotroina mandrapa-lany.
Rehefa mipipy dia manaraka hita mihitsy ilay Vovo-bato( mamany amin'ny pô )

Toro hay nalaina tao amin'ny vondrona "Facebook" Torolalana momba ny Fahasalamana
 Nandefa: Njarahery Rija Ramampiandra

2 commentaires:

  1. Azo ampiasaina ihany koa ve izy io, raha toa ka mahatsapa fanaintainana fotsiny eo amin'ny faritry ny voa (douleur au bas dorsale). Mankasitraka!

    RépondreSupprimer
  2. Tena efficace ce izy io fa efa MBA nanandrana ady gasy mari ihany fa Mbola tsy nisy fiovany.merci e

    RépondreSupprimer

Isan'ny Pejy nisy nijery

Mpikambana

Labels

tongolo gasy (5) aty (3) fitsaboana (3) homamiadana (3) kohoka (3) papay (3) tongolo lay (3) vavony (3) Karaoty (2) aretim-po (2) cancer (2) tsinay (2) vitamine c (2) voa (2) voatabia (2) Kista (1) akondro (1) anti_oxydant fo (1) aretin'andoha (1) aretin'tratra (1) artemisia annua (1) atody (1) avokavoka (1) avy amin'ny firaisana (1) beroberoka (1) bitro (1) bitro voalavo (1) cafard kadradraka (1) cafe (1) calcul renal (1) cholesterol (1) citron (1) citrouille (1) diabeta (1) diabètique (1) dité maitso (1) fary fotsy (1) fer (1) fivaviana (1) fo (1) garana (1) hemoroide (1) infection vaginale (1) jean robert (1) kafe (1) kibo (1) laisoa (1) laisoa mena (1) laitue (1) mahabibo (1) manena (1) mangidihidy (1) nono (1) ovy (1) palludisme (1) palpitation (1) pampilemosy (1) persil citron (1) perte (1) pervenche (1) pilo kely (1) pissenlit (1) raketa (1) rano (1) rano amin'ny fo (1) ranovisy (1) ravina laisoa (1) ravina papay (1) rhumatisme (1) romarin (1) ronono soja (1) sciatique (1) sempotra (1) sinusite (1) tamotamo (1) tanamasoandro (1) tantely (1) tavy (1) tension (1) thym (1) tongolo be (1) tongolo be tongolo lay (1) torimaso (1) tosi-drà (1) tournesol (1) tranon-jaza (1) tsiranoka (1) tsy fahampian-drà (1) vanin-taolana (1) vatana (1) vato rein calcul (1) vehivavy (1) veromanitra (1) voanatsindrana hery fiarovana cancer tosidrà (1) voasary makirana (1) voatavo (1) vonenina fotsy (1) vonenina mavokely (1) votsy tongolo gasy citron menaka ricin karibonetra vinaigre (1) zavoka (1)