Mahabibo
Mampihemotra "Hemorïde" ary manala fanaintainana
Ao anatin'n fotoana fohy 1 na 2 andro monja
Fomba fampiasa azy tsotra : atao any ampaosy
Tsy fantatra mazava moa izay fomba fiasany sy ny fanazavana izany fa dia maro ny olona nanao izany ary sitrany.
Toerana ahitana: Mahajanga, mety hahita ihany ao amin'ny "pavillon" analakely na "petite vitesse"
Afaka ohaninao ny mahabibo satria dia sakafo anisany tsara ihany koa izy io.
Tsirony mitovitovy amin'ny voanjo
Tongolo gasy na Tongolo lay
Voasana ny tongolo gasy
Somary totoina kely amin'izay fomba hitanao fa mety hitotoana azy
Apetaka ohatra ny "pansement ao amin'ny lavatay"
Avela eo amin'ny 15- 20 minitra
Maharary izy fa mila miaritra kely
Le mahabibo aloha tena nandaitra tamiko e. Miankina amin 'ny finoana koa angamba !
RépondreSupprimerle tongolo gasy otrany tsy nety tamiko sady marary be
RépondreSupprimerMerci beaucoup
RépondreSupprimerEfa externe ve io hemoraïde tsaboin ?@mahabibo io azafady
RépondreSupprimer