Fitsaboana ny marary kibo mivalana
Ravina tanamasoandro na "tournesol" singany iray
- Ampangotrahina ny rano
- Maka iray vera (efa mangotraka)
- Alona ao ny ravina iray, raviny fa tsy ilay voninkazo, tsy atao ela be fa manjary mangidy be tsy laitra sotroina.
- Io no sotroina fa hijanona eo no ho eo ny fivalànana.
Jus Garana
- Maka Jus garana iray vera ( na glacé aza tsy mety)
- Atao be siramamy
- Sotroina avy hatrany
0 commentaires:
Enregistrer un commentaire