Ny rà
dia mety ho "contaminé" amin'ny antony maro:
Amin'ny
fidiran'ny poizina nohon'ny tsy fahatomombanan'ny taova mpanadio: "les
reins", "le foie", ...
-
Amin'ny alalan'ny sakafo be menaka loatra, misy poizina, be loto, ...
Rehefa
tafiditra ao amin'ny vatana ny poizina sy ny fitambaran'ny loto dia miafara any
amin'ny rà raha tsy voadio dia mety hampidi-doza.
ZAVATRA ILAINA:
- Persil fatorany iray (1) (un bouquet
de persil)
- Vero manitra fatorany kely iray (1) (un bouquet de citronnelle)
-
Citron maintso (mbola manta) roa (2)
-
Rano roa (2) litatra
FIKARAKARANA
AZY:
-
Sasana madio tsara ny persil
-
Sasana madio tsara ny vero manitra
-
Silahana roa ny citron
- Mampangotraka
rano roa litatra 2L
-
Arotsaka ao anaty vilia jobo lehibe ny rano mangotraka, ny persil, ny citron,
ny vero manitra.
-
Avela hilona ao mandritra ny 10 minitra (izany hoe tsy eo ambony afo intsony)
-Esorina ireo fangaro ka ny ranony sisa alaina
FIHINANANA
AZY
-
Misotro iray kopy (une tasse) ny maraina sy hariva alohan'ny misakafo
FANAMARIHANA
- Ho
an'izay handio rà fotsiny dia mandritra ny herinandro iray no faharetan'ny "traitement"
ary misotro iray kopy ny maraina sy hariva alohan'ny sakafo
- Ho
an'izay te hanena vatana sy hanala kibo be dia mandritra ny roa 2 herin'andro ny
faharetany
ary misotro iray kopy ny maraina sy atoandro ary ny hariva alohan'ny
sakafo.
Raha
nahasoa anao izany dia #Zarao fa mahasoa ny hafa koa...
Nalaina tao amin'ny page
©
Nomenjanahary Lalaina (Ilay voa tsara nafafy Association) 11/08/2019 laharana
faha 8521