Laisoa mena
-ahitana vitamine c,k,ary kalsioma ,sira mineraly sy be otrik'aina
-mahatsara ny fandevonan-kanina ,tsinay
-manamafy ny taolana
-manafaka ny fanaintainan'ny vanin-taolana
-mandamina ny tosi-dra
-manadio ny ao anaty
-mahatsara ny fo
-manala kankana
-tsara ho an'ny olona marary ny diabeta
raha ivelany kosa:
atao "cataplasme",manafaka aretin'andoha(apetraka eo @ faritra marary),manasitrana ny fery,manpiena ny fanaintainan'ny "rhumatisme",sy ny vanin-taolana;sciatique(maka ravina laisoa dia apetaka eo @ faritra marary.

Tsy dia mbola nahita izy ity teny antsena aho fa raha misy mahita ianareo dia afaka apetaka eo amin'ny "commentaire eo ambany ny toerana mba hahamora ny fitadiavana azy raha sendra misy mila azy.
Tena efa feno izy ity eny antsena fa somary lafolafo kely ra oharina amin'ny abeany..
RépondreSupprimer