Manasitrana homamiadana rehetra (raha ny filazan'ireo nizara sy efa nampiasa azy)
Ampangotrahina rano 1 litatra
Maka fakany 3 na 4 efa voasasa
Alona mandritra ny 5 minitra ao anatin' ilay rano mangotraka
Misotro 1 kaopy isa-maraina tsy tapaka, atao ohatra ny dité izany izy.
Atao mandritra ny 1 hatramin'ny 4 herinandro
Telo andro dia misy vokatra ary misy aza afaka tanteraka ao anatin'ny fotoana fohy, herinandro, iray volana.
sary nindramina
Betsaka ny toerana ahitana azy vao mivoaka kely ny renivohitra, tsara kokoa raha maka ny any ambanivolo satria ny andrenivohitra tsy dia madio.
Afaka jerenareo eo amin'ny zaridaina ampefiloha amin'ny FIARO ny paozin'izy io.
Ao amin'ny mpivarotra tapakazo ao amin'ny Petite vitesse koa mety ahitana azy.
Nandefa : facebook Ny Andriana Marina